permalien Somewherex web

Rédigé le Ven 13 Juin, 2008 19:51:01 Ajouter un commentaire
k'aiz e!!!

Mis ketrik ray mianga avy aty @ty:efa manana ihan za saing miova foan satri ts ao @ attente ko ndrai².

Iz ty dia creation site iray zay atao anangonana ny mikasika ireo mpanoratr malagasy eto @ tanana toa RADO,J.J. RABEARIVELO,TANICUS.....
Efa eo andala mpanaovana az za zao fa zany hoe kamo za ndrai² de ataoko ketrik n kamo koa le izy.!!!!zany hoe manao programmation @ farany zay simpl sad rapid!!!

Ny design vitako zao de miloko mainty ka ny sarik no eo @le izy!!! ka ne fa ts @ tsar zan rah toa ka ho an sit mikasik Mpanoratra.


Miala tanana e!!!!


permalien Zandr kely!!

Rédigé le Ven 13 Juin, 2008 19:40:22 Ajouter un commentaire
Izy roa lah reto ndray no namananay tany Moramanga tany:

Maherisetr reo jereo @zao fotsin

Ok m'lay lisan ry zalah!!!!





permalien Io ary e!!!

Rédigé le Ven 13 Juin, 2008 19:24:37 Ajouter un commentaire

Zao kos e!!!
Mbol somar kel izy nef kool B!!
(!!!Diso hevitr enao ts zan mihits!!! ah!!!!iiii)

Ty iz  rehef miarak @ akaman hafa!!!!



Ireo no atao hoe Tiavina sy Tsiry!!!!!!!!
Akam mlay reo kah!!! fa az raisin zavatr hafa fa ts mety ah!!!!!

permalien Any ho any

Rédigé le Mer 11 Juin, 2008 16:29:36 Ajouter un commentaire
Ta@ herinadro teo zay no Tany Moramanga Tany:district 1 ao anatin'ny regionn Alaotra Mangoro!
Nande n balad kely nandritra ny 1e semaine tany zay ka nahita zavatr marobe,nifanerasera t@ olon marobe ihany ho ka anisan ireny i Tsiry,Tiavina,Sitraka,Sendra,Kanto , jessica(fa tsisy Alba tany)sy maro haf tsy voatanisa.
Saika adinoko fa ny  zandr kel mitov anarana @ko any.

Ty zao kkeliko tany:


Nanao exposition tany mantsy zahay ka izan no ny faneraseranay t@reo mpianatr ireo.Mikasika ny siansa mo ny dia ka de tena hit fa tena interessé  B daholo ny mpianatr tany surtout les sipa kely de Bambhino!!!!

Oka aloha zay fa @ manarak dray fa malahelo sahady zan !!!!

Somewhere In Dago


permalien Iz ary io ohh?

Rédigé le Mer 11 Juin, 2008 16:14:06 Ajouter un commentaire
Mlay ny sipa  avy eto Dago ,jereo tsar fotsin ty sip kel av ao Moramanga 'ty!!
Mlay izy ah!?rah ts zany ve zay ho taraik t@!!!!!




Izy no Tsiry.....